Malgaches en Indonesie

mardi 14 juin 2011

Santionan'ireo malagasy aty Indonesie saingy manao fitafy indonesienne


7 commentaires:

  1. tongava maro ry namana rehetra eto Indonesia fa Andro iray io ah!!
    RAVO bandung

    RépondreSupprimer
  2. tonga miaraka dia fanombohana ry zareo a ary miasa miaraka dia fahombiazana .AYO!!!

    RépondreSupprimer
  3. Miarisoa Bandung tongava maro fa io ny antsika e, andao hiaraka ampandroso ny kolontsaitsika

    RépondreSupprimer
  4. Manahoana daholo, mba te hahazo fanampim-baovao momba io fihaonana io izahay, mipetraka aty Indonesie mantsy aho ka mba te hanatrika io fihaonana io. misaotra betsaka

    RépondreSupprimer
  5. miarahaba anao,io fihaonana io dia ho tanterahina any malang ny 25 sy 26 jona ho avy izao ho an'ny malagasy rehatra mipetraka eto Indonesie,misy facebook ihany koa ahafahanao mafantatra bebe kokoa ny momba azy,"malagasy aty Indonesie"no anaran'ialy fb.maro zavatra ho rasahina any ankoatran'ny fankalazana ny fetim-pirenena dia ao iany koa ny fanatsarana ny fikambanana.Koa asaina ianao hanatrika ary raha mbola misy malagasy afa fantatrao dia asaina ihany koa mba ho tonga fa voalohany izao aty Indonesie.Misaotra tompoko.aza misalasala manontany raha toa ka mbola misy tsy mazava.

    RépondreSupprimer
  6. Manao ahoana Tompoko! misaotra betsaka, efa nalefako any ny demande d'amitie@ fb, tena somary rempotra aho @ io 25 io fa mbola et izahay hatraminy 2013 dia mbola mety mihaona eo ihany,

    Luck

    RépondreSupprimer